Araka ny toromariky ny filoha: olona 4118 nahazo tosika Fameno teny Alarobia
Nitohy ny fizarana ny tosika Fameno ho an'ny olona marefo vokatry ny fihibohana. Araka ny toromariky ny filoha, nandritra ny fisantarana ny fizarana ny tosika Fameno, ny faran'ny herinandro teo teny amin'ny lycée teknika Alarobia, notontosaina omaly ny fizarana manokana ny lelavola 100 000 Ar ho...